Les branches de l'Eglise

Ato no ahitana ny fianam-panahin’ireo mpiangona ao Betela Fahamarinana Paris, ireo sampana velona misy, ny Tafika Masina natao, ny fampiarana isankarazany entin’
ny mpitandrina Selasoa RANDRIAMAHAZAKA

Sampana Sekoly Alahady

Ireo ankizy, lehibe, ray amandreny, mpampianatra mandrafitra ny Sampana Sekoly Alahady eto Betela Fahamarinana Paris

Sampana Tanora Kristiana

Ireo Tanora mpikambana ao amin’ny Sampana Tanora Kirstiana et Betela Fahamarinana Paris

Dorkasy

Ireo Dorkasy na ny Vehivavy Kristiana eto Betela Fahamarinana Paris

Sampana Lehilahy Kristiana

Ireo Lehilahy Kristiana eto Betela Fahamarinana Paris