Faly aho raha hoy izy ireo tamiko: Andeha isika ho any an-tranon'i Jehovah.

Salamo 122:1

MOMBA NY FJKM BETELA FAHAMARINANA PARIS

« Ary andeha hiainga isika ka hiakatra any Betela; ary hanao alitara any aho ho an’Andriamanitra Izay nihaino ahy tamin’ny andron’ny fahoriako ary nomba ahy tamin’ny làlana izay nalehako »
Genesisy 35:5
BETELA

BETH izay midika hoe Trano sy EL izay midika hoe Andriamanitra

Tranon’Andriamanitra no dikany ary izay no maha-Fiangonana ny Fiangonana

FAHAMARINANA

« Andriamanitra dia Fanahy, ary izay mivavaka Aminy tsy maintsy mivavaka amin’ny Fanahy sy Fahamarinana »

Jaona 4 : 24

Ny mpitandrina

Selasoa RANDRIAMAHAZAKA

Sekreteran’ny Sinodam-paritany Vatofehizoro Ampitan-dranomasina SP 37

Mpitandrina ato amin’ny Fiangonana Betela Fahamarinana Paris

Ny biraon'ny fiangonana

Sekretera : Hanitra RAHARINELINA

Mpitam-bola : Zoly RAZAFINDRAMBOA

Mpitan-tsoratry ny vola : Mandimby RAKOTONDRATSIRA

Mpanolotsaina 1 : Tsiory RAMANDIAMANANA

Mpanolotsaina 2 : Toby ANDRIANIVOARIMALALA

Mpanolotsaina 3 : Nirina RAFIDIMANANA

Ireo Diakona

Mizara ho Voamiera telo ireo Diakona rehetra ato Betela Fahamarinana izay samy manana ny anjara asany avy amin’ny fampandrosoana ny Fiangonana
Vaomieran'ny Fianam-panahy

Zoly RAZAFINDRAMBOA

Mino ANDRIANIVOARIMALALA

Arnaud ANDRINIAINA

Domoina RAKOTONDRATSIRA

Tiana RAMANDIAMANANA

Vaomieran'ny Fitantanana

Mandimby RAKOTONDRATSIRA

Nirina RAFIDIMANANA

Hery ANDRIARILALA

Nomena ….

Vaomieran'ny Fifandraisana

Hanitra RAHARINELINA

Rémi RAHARINELINA

Tsiory RAMANDIAMANANA

Toby ANDRIANIVOARIMALALA

Mi ANDRIARILALA