Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin'izao tontolo izao hianareo; ka mitoria ny filazantsara amin'ny olona rehetra

Marka 16: 15-16

Ato no ahitana ny fianam-panahin’ireo mpiangona ao Betela Fahamarinana Paris, ireo vavaka iombonana sy ireo fampianarana fohy zarain’i Pastera Selasoa RANDRIAMAHAZAKA hoantsika isam-bolana

Fihainoana indray ireo Toriteny isankalahady

Fampianarana fohy entin’i Pasteur Selasoa RANDRIAMAHAZAKA

Hafatra fohy entin’i Pasteur Selasoa RANDRIAMAHAZAKA

Ireo vavaka iombonantsika isankariva