Les branches de l'Eglise
Ato no ahitana ny fianam-panahin’ireo mpiangona ao Betela Fahamarinana Paris, ireo sampana velona misy, ny Tafika Masina natao, ny fampiarana isankarazany entin’
ny mpitandrina Selasoa RANDRIAMAHAZAKA

Sampana Sekoly Alahady
Ireo ankizy, lehibe, ray amandreny, mpampianatra mandrafitra ny Sampana Sekoly Alahady eto Betela Fahamarinana Paris
Sampana Tanora Kristiana
Ireo Tanora mpikambana ao amin’ny Sampana Tanora Kirstiana et Betela Fahamarinana Paris




