Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon'ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro

Hebreo 10 : 25

Ato no ahitana ny fianam-panahin’ireo mpiangona ao Betela Fahamarinana Paris, ireo sampana velona misy, ny Tafika Masina natao, ny fampiarana isankarazany entin’ny mpitandrina Selasoa RANDRIAMAHAZAKA

Les Branches de l'Eglise

Ireo Sampana Velona sy ny Zanaky ny Fifohazana

Ireo Sampana Velona Dimy ato amin’ny FJKM Betela Fahamarinana Paris

  • Sampana Sekoly Alahady

  • Sampana Tanora Kristiana

  • Sampana Dorkasy

  • Sampana Lehilahy Kristiana

  • Sampana Vokovokomanga

Miampy ny zanaky ny Fifohazana

Evangélisation externe

VOMM Chartres

Ny FJKM Betela Fahamarinana sy i Pastera Selasoa RANDRIAMAHAZAKA no miandraikitra ny VOMM Chartres ankehitriny. Misy ny fotoam-pivavahana isaky ny alahady faharoa any an-toerana arahana Fandraisana ny fanasan’ny Tompo.

Misy ihany koa ny Tafika Masina atao any Chartres araka ny tetiandro efa voafaritra

Autres missions d'évangélisation

Mission d’évangélisation R8

Hanatanteraka ny asa fitoriana any Tour ny FJKM Betela Faharinana amin’ty taona 2025 ity. 

 

Mission d’évangélisation Autriche

Hitsidika ireo Malagasy any Autriche ny Pastera Selasoa RANDRIAMAHAZAKA sy ny diakona ato amin’ny FJKM Betela Fahamarinana Paris ny alahady 23 Febroary